Ny resaka cantine no tiako resahana. Miantoka ny mpiasa ny orinasa amin’ny sakafo ka misakafo ato amin’ny orinasa ny ankamaroan’ny mpiasa. Mpiasa ato ihany no mahandro (mpiasa CDI) ka ny orinasa no mividy ny laoka, vary, charbon, menaka……misy ny dépense majinika toy ny frais de transport sns ao anatinio. Vitsy ihany koa anefa ny tena vidiana ahazoana facture misy NIF sy STAT. Ka izao no tiako anontaniana. Charge normale daholo ve ireo (déductible à l’IR) raha toa ka basena hoe tsy mihotra ny 5000 Ar par jour suivant le note DGI iny. sa misy tsy maintsy a REINTEGRER de compte inona no tokony hanaovana ireo dépense ireo 60 ve sa 64.
faharoa mila atao réintégrattion ao amin’ny calcul IR ary compte 648 (Autres charges de personnel) no asiana azy fa raha ohatra ka ampidirinareo ao amin’ny calcul avantage en nature any amin’ny employé tsy iray iray dia afaka tsy atao réintégration ianareo no misafidy
Bjr Iverenako kely ity le resahanao oe ampidirina avantage en nature? afaka zavainao misy2 ve? ilay olona ts maazo vola fa misakafo ato ampiasana? de aon n andrefesana anzany ho an’i mpiasa tsirairay
Bonjour @Rina1,
Ka izay indrindra no maha avantage en nature azy tsy raisiny mivantana ilay vola. Izay mahatonga an’ilay izy samihafa amin’ny indemnité repas.
Tsy afaka ny déterminena précisement ilay izy fa en fonction an’ilay dépense no hijerenareo azy.
Fa tandremo raha ny momban’ny cantine no resahina dia ny déduction afaka atao dia 2 000 Ar / jour pour les employés et ouvriers, ary 6 000 Ar / jour pour les cadres io ny limite omen’ny DGI azo alana amin’ny base fiscale ka raha mahita izany ianareo oe 10 000 Ar/ jour dia miditra ao amin’ny calcul an IRSA ny 4000 Ar.
Ity misy simulation kely asa raha mety. Izao no fahazoako azy par rapport amin’ny valiteninao etsy ambony raha hataoko hoe tsy misy avantages en nature. Mba afaka jerenao ve azafady.
Merci dia ilay resaka frais exonérée efa nisy décision niova kely lasa 500 Ar par jour par salarié (note n°02 MFB/SG/DGI/DLFC/SL du 01/02/2017).
Bonjour @Rina1,
Pour des soucis de règlement dans le forum je vais vous répondre en français.
Merci pour le partage de la note.
Ensuite, oui il faut retrancher les frais de cantine dans le net car il ne va pas recevoir ça en main propre.
Petite remarque sur l’exemple, les cadres n’ont pas droit aux heures supplémentaires ( si HS veut dire heures supplémentaires) et si cette personne n’était pas cadre les 20 premières HS sont exonérés d’IRSA donc n’entre pas dans le brut imposable.
Les avantages en nature sont exonérés d’IRSA mais sont soumis à la CNAPS et l’OSTIE, donc il faut faire les déductions social d’abord avant de sortir le brut imposable.
Mikasika ilay avantages en nature ihany ahoana ny fanaovana ny declaration IRSA otrany lasa mampitombo ny net à payer au salarié sa ve tsy ampidirina ao @ montant imposable
Pour soucis de RI du forum jé vais vous répondre en français.
Les avantages en nature doivent être imposé à l’IRSA mais il existe des plafonds a respecter.
Oui cela augmente le net mais sont ensuite déduits car ce sont des montants déja avancés par la société sinon c’est comme si on les redonnait une deuxieme fois.